It looks like you may not be on the site best suited to your location. Please confirm your region for the best experience.
karaoké,Ampy ahy,Ambondrona,instrumental,playback,mp3, cover,karafun,karafun karaoké,Ambondrona karaoké,karafun Ambondrona,Ampy ahy karaoké,karaoké Ampy ahy,karaoké Ambondrona Ampy ahy,karaoké Ampy ahy Ambondrona,Ambondrona Ampy ahy karaoké,Ampy ahy Ambondrona karaoké,Ampy ahy cover,Ampy ahy paroles,

Karaoké Ampy ahy Ambondrona

Chanter dans l’app

Télécharger pour Mac

Paroles

Nalaina izy ny hiantso indray

Te ho any aho anefa tsy sahy

Zarako aza tsy hita intsony ianao

Avelako ho tapitra any

Sao izay ko no mba tiany atao

Na ny saiko aza tsy taitra amin'izany

Tsy hanery azy aho na hanontany

Manaiky koa aho rehef'izany

No hitany fa mety ho azy

Dia hionona ny saina

Andeha aho hiala amin'izay

F'izany ve no miandry ahy

Ampy izay

Ampy ahy

Ny ratràm-po ho vita eo ihany

Ny fotoana eo hanampy ahy

Tsy hifanerena sanatria na tsapaina

F'ho hita eo ihany

Avela hivalona any rehefa izany koa no efa tiany atao

Fa ny fitiavana tsy atao an'izany

Tsy hanery azy aho na hanontany

Manaiky koa aho rehef'izany

No hitany fa mety ho azy

Dia hionona ny saina

Andeha aho hiala amin'izay

F'izany ve no miandry ahy

Ampy izay

Ampy ahy

Ambo-po ihany ve ny ahy

Tsy ho tsiny anefa izany

Ny fiainana mitohy hatrany

Tsara tso-drano

Yeah yeah

Tsy hanery azy aho na hanontany

Manaiky koa aho rehef'izany

No hitany fa mety ho azy

Dia hionona ny saina

Andeha aho hiala amin'izay

F'izany ve no miandry ahy

Ampy izay

Nah nah nah nah nah

Ampy ahy

Ooh

Nah nah nah nah nah

Yeah ah

Nah nah nah nah

Nah nah nah nah

Ampy izay tsy hanenina aho

Nah nah nah nah nah

Tsy mafy fo, f'izay no anjara

Nah nah nah nah nah

Tsy hiteny intsony aho

Tsy hifendrofendro koa

Nah nah nah nah

Fa ampy ahy izay efa ampy ahy

Signaler une erreur dans les paroles

Commentaire

Vous devez être connecté pour laisser des commentaires.

Se connecter
Vous ne trouvez pas le titre recherché ?Ajoutez le à la liste des suggestions pour avoir une chance de le chanter sur KaraFun !Ajouter une suggestion
Télécharger les cataloguesLes catalogues sont disponibles en format .pdf et le catalogue complet en format .csv.
VerySign Worldpay PayPal