karaoké,Lendrema (live),Mahaleo,instrumental,playback,mp3, cover,karafun,karafun karaoké,Mahaleo karaoké,karafun Mahaleo,Lendrema (live) karaoké,karaoké Lendrema (live),karaoké Mahaleo Lendrema (live),karaoké Lendrema (live) Mahaleo,Mahaleo Lendrema (live) karaoké,Lendrema (live) Mahaleo karaoké,Lendrema (live) cover,Lendrema (live) paroles,

Karaoké Lendrema (live) Mahaleo

08:05

Tonalité identique à l'original : Lam

Chanter dans l’app

Télécharger pour Mac

Paroles

Lasa hono Lendrema

Lasa hono Lendrema

Zanaka lahy an-drarederve

Nandeha niala any Ankazomalaza

Iao iao

Ia ia iao

Lendrema maditra

Lendrema maditra

Mamalivaly an'ny ray aman-dreny

Manao kamokamo mitsaoka raharaha

Iao iao

Ia ia iao

Naka fiara-kodia

Lendrema maditra

Lasa nitsaoka any Antananarivo

Lasa nitsaoka any Antananarivo

Aiao iao

Ia ia iao

Tsy hita intsony Lendrema

Tsy hita intsony Lendrema

Mitomany an'I dada sy neny

Ka mitomany an'I zoky sy zandry

Aiao iao

Ia ia iao

Any Anjanamasina

Any Anjanamasina

No hahitana ireo adala

Ka no hahitana ny zaza maditra

Iao iao

Ia ia iao

Nandeha nody any ankazomalaza

Lendrema fa tsy zakany fa lasa adala tany andrefan'i andrefan'i Antanarivo

Nandeha nody any ankazomalaza

Lendrema fa voavelively fa zaza maditra tany andrefan'i andrefan'i Antanarivo

Tonga soa Lendrema

Tonga soa leiry e

Faly izy leisy ka

Faly izy leisy razandry a

Tonga soa Lendrema

Tonga soa leiry e

Faly izy leisy ka

Faly izy leisy razandry a

Ory vola ory harena lendrema

Tsy nahita asa ka nivenjivenjy

Tany ambanivohitry ny ray amandreniny

Ory vola ory harena lendrema

Tsy nahita asa ka nivenjivenjy

Tany ambanivohitry ny ray amandreniny

Tonga soa Lendrema

Tonga soa leiry e

Faly izy leisy ka

Faly izy leisy razandry a

Tonga soa Lendrema

Tonga soa leiry e

Faly izy leisy ka

Faly izy leisy razandry a

Alan'ny olona any Ankazomalaza

Lendrema ka tandritandremana sao dia maditra

Ka voateniteny ireo fokon'olona

Alan'ny olona any Ankazomalaza

Lendrema ka tandritandremana sao dia maditra

Ka voateniteny ireo fokon'olona

Nony maty lendrema

Dia lamba mena no gony

Sy fa tavoangy natao tamin'ny kaiska ny azy a

Nony maty lendrema

Nony maty lendrema

Tsy nisy nandevina

Tsy nisy nandevina izany a

Ty tantara ity dia tantara Ndrema

Na tanra Ndrema ilay maty ny ditra

Rehefa maty Ndrema dela velona ny zanany

Zanak'i Ndrema dia zanaka jomaka

Zanaka jomaka hony ao a

Zanaka jomaka hony ao a

Jomaka

Jomaka

Jomaka ka mirenireny foana eny an-dalana

Zanaka jomaka hony ao a

Zanaka jomaka hony ao a

Jomaka

Jomaka

Jomaka ka mirenireny foana eny an-dalana

Bôfinay mitady hidegà

Bôfinay mitady hidegà

Hidegà

Hidegà

Hidegà ka midegadegadegany an'tana-dalana

Bôfinay mitady hidegà

Bôfinay mitady hidegà

Hidegà

Hidegà

Hidegà ka midegadegadegany an'tana-dalana

Dadanay efa tsy eo intsony

Dadanay efa tsy eo intsony

Tsy eo intsony

Tsy eo intsony

Tsy eo intsony fa fa matimaty foana tamin'ny rotaka

Dadanay efa tsy eo intsony

Dadanay efa tsy eo intsony

Tsy eo intsony

Tsy eo intsony

Tsy eo intsony fa fa matimaty foana tamin'ny rotaka

Zanak'i Ndrema

Zaza kamboty navelan'i Ndrema

Teraka latsaka tany an-tsena

Jomaka, jomaka, jomaka

Zanak'i Ndrema

Zanak'andevo tsy mahate ho tia

Zaza maditra tsy vita sonia

Jomaka, jomaka, jomaka

Izy

Izy

Izy no zana-bahoaka

Izy

Izy

Izy no zana-bahoaka

Izy

Izy

Izy no zana-bahoaka

Izy

Izy

Izy no zana-bahoaka

Na zanaka jomaka izy e

Nahoana homehezana fotsiny na atahorana

Na zanaka jomaka aza izy e

Nahoana ihomehezana fotsiny na atahorana

Zanak'i Ndrema

Tsy misy vola ividianana vary

Mangarom-paosy dia mamaky trano

Jomaka, jomaka, jomaka

Zanak'i Ndrema

Tsy misy dada tsy misy neny

Ny arabe solon-dray aman-dreny

Jomaka, jomaka, jomaka

Izy

Izy

Izy no zana-bahoaka

Izy

Izy

Izy no zana-bahoaka

Izy

Izy

Izy no zana-bahoaka

Izy

Izy

Izy no zana-bahoaka

Na zanaka jomaka izy e

Nahoana homehezana fotsiny na atahorana

Na zanaka jomaka izy e

Nahoana ihomehezana fotsiny na atahorana

Zanak'i Ndrema

Zanaka joma', zanak'aliaka

Zanaka jomaka, zanak'aliaka

Jomaka, jomaka, jomaka

Zanak'i Ndrema

Mizara vary am'zanak'aliaka

Mizara vary am'zanak'aliaka

Jomaka, jomaka, jomaka

Izy

Izy

Izy no zana-bahoaka

Izy

Izy

Izy no zana-bahoaka

Izy

Izy

Izy no zana-bahoaka

Izy

Izy

Izy no zana-bahoaka

Tsy hita intsony Lendrema

Tsy hita intsony Lendrema

Nitomany àry i Dada sy i neny

Nitomany àry izoky sy izandry

Iao

Iao

Ia ia iao

Suggérer une modification

Commentaire

Vous devez être connecté pour laisser des commentaires.

Se connecter
Vous ne trouvez pas le titre recherché ?Ajoutez le à la liste des suggestions pour avoir une chance de le chanter sur KaraFun !Ajouter une suggestion
Télécharger les cataloguesLes catalogues sont disponibles en format .pdf et le catalogue complet en format .csv.
VerySign Worldpay PayPal